|
|
|
|

Teny iditra daka
Sokajin-teny anarana
 Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. [1.1]
 Son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra daboka
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza: Fianjerana
Fitsorana mivalampatra
Halavoana
Fiaiken-keloka na fibabohana
Famelezana, fanatontana. [1.1]
 Kapoka mafy [2.285]
  [1.2]
 Action de battre [1.3, 1.5]
 Chute, état de celui qui est couché, de tout son long
Action de rosser [1.3]
 Action de tomber, de se précipiter de h [...] [tohiny 1.5]
Sampanteny 
Tovy hevitra daraboka

Teny iditra daboka
Sokajin-teny mpamaritra
 Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) [1.1]
 Plein, gras [1.3]
Ohatra Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny [2.314]

Teny iditra daboka
Sokajin-teny anarana
 Hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo [1.13]
 Sablière [1.13]
 élément de charpente [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23