|
|
|
|

Teny iditra daikadaika (daika)
Sokajin-teny anarana
 Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha [1.1]
  [Tankarana] Jambes écartées. (bekabèka). [1.19]
Sampanteny 
Tovy hevitra daika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20