| Teny iditra | daika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Provincial] Trousers. see pataloa [1.2] | ||
| Tovy hevitra | pataloa | |
| Teny iditra | daika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Provincial] A proverb [1.2] | ||
| Teny iditra | daika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha [1.1] | ||
| [1.2] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | daikadaika | |
| Teny iditra | daikà | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| An aide-de-camp [Fr. Aide-de-camp] [1.2] | ||
| Tsipelina hafa | deka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/10/25 |
|