|
|
|
|

Teny iditra danin' ny kibo
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny dany, kibo
 Sitraky ny fo: Efa tsy eo ambany mason-drainy intsony izy ka manao ny danin' ny kibony [1.1]
 One's will, one's own pleasure or desire [1.2]
 One's own desires [1.7]
 Le bon plaisir [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17