| Teny iditra | dany | |
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
| Sitraka, izay tiana, fanaranana amin' ny sitrapo (tsy fampiasa raha tsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: danin' ny kibo) [1.1] | ||
| Used only in midanidany ny kibo, danin' ny kibo. See sitraka. [1.2] | ||
| Teny iditra | dany | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taimoro] Ra [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29 |
|