| Teny iditra | darondarona (darona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Avonavona miharo hatezerana eo amin' ny fitenenana Fidaondaom-bava, avom-bava, heto-bava, taim-bava. [1.1] | ||
| Insolence, anger [1.2] | ||
| Insolence mêlée de colère [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|