|
|
|
|

Teny iditra midarondarona (darondarona (darona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miavonavona am-pitenenana, midaondaom-bava [1.1]
 To vex, to insult in anger [1.2]
 Insulter avec colère [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midarondarona
Ny lasa : nidarondarona
Ny hoavy : hidarondarona
Filaza mandidy : midarondana

Teny iditra midarondaròna (darondarona (darona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midarondarona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20