|
|
|
|

Teny iditra deradera (dera)
Sokajin-teny anarana
 Fampisehoan-javatra amin' ny hafa hahazoana doka mba hieboana sy hireharehana [1.1]
 (duplicatif de dera) [1.3]
Ohatra Tia deradera aoka izany iny tovolahy iny [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra deradera
Sokajin-teny mpamaritra
  [Tanosy] Dondrona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20