|
|
|
|

Teny iditra maderadera (deradera (dera))
Sokajin-teny mpamaritra
 Manerinerina
Tsara tazanina, marevaka, mirenty [1.1]
 Qui montre ou ose montrer [1.3]
Ohatra 
1Maderadera fatratra irỳ tranoan-tampon-kavoana irỳ [1.1]
2Maderadera erỳ ny haingon' itỳ trano itỳ izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20