| Teny iditra | diamanga | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Singan-teny | dia, manga | ||||||
| [Tanala] daka [1.78] | |||||||
| Kilalao ifamelezana amin' ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana: Mamely diamanga. Ny diamanga izay atao koa hoe daka dia kilalaon' ny zanak' Imerina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan' ny tsirairay; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra: ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby [1.1] | |||||||
| A game of kicking backwards. See daka and tsipaka [1.2] | |||||||
| [Tankarana] Coup de pied. [1.19] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Mpanahaka | ambadika ~ antongomby ~ antsatoka ~ kapatokana ~ kopala | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |
|