| Teny iditra | kapa tokana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | kapa, tokana | |
| Karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa [1.1] | ||
| (kapatokana) a mode of playing diamanga [1.2] | ||
| Mpanahaka | diamanga | |
| Fitanisam-boky | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/17 |
|