| Teny iditra | diboka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho:
Dibo-drano ny tanimbary Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao [1.1] | ||
| Full, crowded, covered, as with water [1.2] | ||
| Ohatra | Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko;
[2.996] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |
|