| Teny iditra | didy boraingona | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | didy, boraingona | |
| Didy atao jadona tsy azo valiana fa tsy maintsy arahina; didy atao jadona amin-kery [1.1] | ||
| Obstinacy, stubbornness [1.2] | ||
| Stubbornness [1.7] | ||
| [ didy boraingina ] Commandement arbitraire, despotique [1.3] | ||
| Entêtement [1.8] | ||
| Tsipelina hafa | didy boraingina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26 |
|