| Teny iditra | didy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1] | ||
| A cut A command [1.2, 1.7] | ||
| An order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2] | ||
| Coupe, incision Commandement [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | didy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely Aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | didy | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Tanosy] mamo [1.78] | ||
| Teny iditra | Didy | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Voambolana | ||
| Fangi-bolantany | -18.1166667, 48.5333333 | |
| Haianarantany | didy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26 |
|