|
|
|
|

Teny iditra didy foitra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny didy, foitra
 Fandidiana, eo am-pahaterahan' ny zaza, an' ilay tady nifandraisany tamin-dreniny nandritra ny mbola naha-tao ankibo azy
Famorana, fora, fandidiam-poitra, fanikinan-jaza, hasoavana [1.1]
 The cutting of the navel string of newly-born children; also used in speaking of circumcision when women are present [1.2]
 Circoncision
Action de couper le cordon ombilical [1.3]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18