| Teny iditra | diningana (dingana) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voadingana, dinganina, dikaina:
Nodiningany ny rainy ka tsy faly Ihoarana: Nodiningany ny hady Avala, hadino: Nodininganao ireto andalana roa ireto [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voadingana | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|