| Teny iditra | dingana | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana:
Lava dingana ianao izany noho izaho Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [1.1] | |||||
| A step, a leap [1.2, 1.7] | |||||
| Pas, enjambée [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Tovy hevitra | dika ~ vikina | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|