| Teny iditra | ditsoka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana) [1.1] | ||
| Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu (ivrogne) ébloui par l'alcool Terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tsipelina hafa | ditsoka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2016/08/28 |
|