| Teny iditra |
doany
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana [1.1]
|
| | [Sihanaka]
Toerana fijoroana (fivavahana) [1.78]
|
| | [Tankarana]
Résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. [1.19]
|
| Voambolana |
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
doany
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana [1.1]
|
| Tovy hevitra | |
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: douane.
|
|
| Teny iditra |
doany
(doana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana doanana
|
|