|
|
|
|

Teny iditra dokafana (doka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Hindrahindraina amin' ny fiderana; roboana: Nodokafany loatra ny zanany ka nanjary mpiavonavona [1.1]
 To be praised, to be flattered [1.7]
 Qu'on flatte, qu'on loue [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : dokafana, dokafako, dokafanao, dokafany, dokafantsika, dokafanay, dokafanareo, dokafan', dokafan-, dokafam-, dokafa-
Ny lasa : nodokafana, nodokafako, nodokafanao, nodokafany, nodokafantsika, nodokafanay, nodokafanareo, nodokafan', nodokafan-, nodokafam-, nodokafa-
Ny hoavy : hodokafana, hodokafako, hodokafanao, hodokafany, hodokafantsika, hodokafanay, hodokafanareo, hodokafan', hodokafan-, hodokafam-, hodokafa-
Filaza mandidy : dokafy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20