| Teny iditra |
-doka
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe loka
|
|
| Teny iditra |
doka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny. [1.1]
|
| | Praise, flattery [1.7]
|
| | Flatterie [1.8, 1.5]
|
| | Adulation [1.8]
|
| | Vanterie [1.5]
|
| Ohatra |
| 1 | Tanantanam-bazaha feno doka, Nodokain' ilay mpanambaka.
[2.69]
|
| 2 | Nisy marina koa mantsy ny tenin' izy ireo fa tsy doka fotsiny akory.
[2.643]
|
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
doka,
dokan',
dokan-,
dokam- |
|
| Sampanteny |
| Mpanahaka |
dokam-barotra ~
mitady doka ~
tia doka |
|
| Teny iditra |
doka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
/m:hyperonym>
| | Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany izy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony [1.1]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
doka
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Taimoro]
Irery, tsy manao inona [1.78]
|
| Tsipelina hafa |
|
| Teny iditra |
doka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. [1.1]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
doka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tankarana]
Sorte de bambou. [1.19]
|
|