|
|
|
|

Teny iditra dokam-barotra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny doka, varotra
 Fomba fampahafantarana sy fampanatonana ny entana mba hisarihana ny mpividy [1.13]
 Advertising, bragging, exaggerated praise [1.7]
 Réclame, publicité [1.8]
 Publicité [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08