|
|
|
|

Teny iditra domohina
Sokajin-teny anarana
 Karazam-boromailala dia, izay misy betsaka eto amintsika ary fahita indrindra any ambany any anindrana. Maro volo na soratra izy, ka izany no nanaovana ny anarany hoe Turtur picturatus na Tourterelle peinte (Domohina miloko). [1.10]
 Voromailala dia [1.1]
 Tourterelle [1.3, 1.54, 1.13]
 Pigeon sauvage [1.13]
Voambolana 
Ohatra 
1Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango [1.245]
2vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany [2.445]
3Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina [1.519]
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  pakatova ~ voromahailala

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02