|
|
|
|

Teny iditra donina (dona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Pohina: Nodonin' ny andry ny lohako ka fanina mihitsy aho
Pehina: Doninao mafy loatra ny varavarana
Asian-teny henjana, tenenina mafy: Nodonin' ny lehibeny izy ka vaky barara tery, [1.1]
 To be struck, to be knocked on [1.7]
 Qu'on frappe [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : donina, doniko, doninao, doniny, donintsika, doninay, doninareo, donin', donin-, donim-, doni-
Ny lasa : nodonina, nodoniko, nodoninao, nodoniny, nodonintsika, nodoninay, nodoninareo, nodonin', nodonin-, nodonim-, nodoni-
Ny hoavy : hodonina, hodoniko, hodoninao, hodoniny, hodonintsika, hodoninay, hodoninareo, hodonin', hodonin-, hodonim-, hodoni-
Filaza mandidy : dony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20