|
|
|
|

Teny iditra dona
Sokajin-teny anarana
 Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [1.1]
 A shock, a blow, a knock [1.7]
 Coup, choc [1.8]
Ohatra Dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [2.472]
Sampanteny 
Tovy hevitra dondòna

Teny iditra dona
Sokajin-teny anarana
 Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy) [1.1]
 Terme de jeu au domino: passe [1.3]
Voambolana 

Teny iditra dona
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Anguille. Cf. tòna. [1.19]
Voambolana 

Teny iditra dona
Sokajin-teny anarana
 Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [1.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24