| Teny iditra | donotra (dotra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voadotra, dorana, levonina amin' ny afo: Nodonotra ny fitafian' ilay matin' ny areti-mifindra [1.1] | |||||||
| Brûlé, incendié, cuit, pressé fortement: Biriky tanimanga voadotra (Brique cuite) [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voadotra | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/03/02 |
|