| Teny iditra | dotra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahamaizana amin' ny afo Fahaporetana [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | doro | |
| Teny iditra | dotra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Poritra eo am-panaovana raharaha na maika hahavita iavatra: Dotra ery sizy nampanao ahy ny akanjony [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|