| Teny iditra | dontodonto (donto) | ||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||
| [duplicatif] [1.3] | |||
| Ohatra | Injany toa nisy afom-pahatezerana nitsoriadriaka tany anaty rany tany ka nahatonga azy ho vonombonona sy ho dontodonto toy ilay efa hiady iny.
[1.281] | ||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|