| Teny iditra | donto | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Tsy mandre tsara fa marenindrenina: Donto mihitsy ny sofin' io zaza io: intelo izy no antsoina vao mahare Dombo ny lelany na bontolo ny lohany: Dontoity itỳ fandraka itỳ Tsy moramandray fampianarana: Donto velona izany raha zaza: telo volana vao mahay abidy Enti-milaza ny vilany izay maharitra elaela vao tanteraky ny hafanana: Ario any io vilany io fa donto izaitsizy: adiny iray vao mahamasa-bary [1.1] | |||||
| Stupid [1.7] | |||||
| Stupide [1.3, 1.8] | |||||
| Sourd, émoussé, obstiné, têtu, abruti, endurci, déterminé, hardi [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|