| Teny iditra | dontoina (donto) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao tonga marenindrenina:
Mahagaga fa nodontoin' ny aretina io zaza io Domboina: Aza dontoina amin' ny vato ny angadinao Tonga tsy mailaka, tsy matsilo intsony: Nodontoin' ny asa mafy loatra zaza itỳ ka izany no tsy androsoany amin' ny fianarana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|