| Teny iditra | doroka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mamo, leon-javapisotro: Doroka isan-kariva ingahy Rabe ato atsimo Rendrika sy tsy mahatsiaro izay ataony intsony. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | doroka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Tambahoaka] Matory andro [1.78] | ||
| Teny iditra | doroka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Nom d'une espèce de gros ver. [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10 |
|