| Teny iditra | midoroka (doroka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mimamomamo: Isaky ny midoroka Rabe, miferinaina ny vady aman-janany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | midoroka | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka] Mitsangana (zazakely) [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|