|
|
|
|

Teny iditra dridra
Sokajin-teny anarana
 Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin' ny voalohany na ohatra ny faritra tera-mena eo amin' ny hoditra amin' ny ranjo; mitombo faingana ireo ka mety hahatratra 10 sm ny savaivony; misy fanaviana, fanaintainana ary fanapoizinana ny tena manontolo miaraka aminy [1.1]
 An ulcerous disease [1.2]
 Ulcère [1.54]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra dridra
Sokajin-teny anarana
 The name of a grass which is supposed to cause the dridra disease. [1.2]
  [Merina] ( dridra : ulcère, plaie rebelle).). Nom d'une plante herbacée, dont l'application en topique provoque la formation d'ulcères. Les mendiants s'en servent pour inspirer plus de pitié. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14