| Teny iditra | dridridridry | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana:
Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [1.1] | ||
| Same as dredridredry. [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/11/02 |
|