|
|
|
|

Teny iditra midridridridry (dridridridry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitaraindraina noho ny aretina: Midridridridry mandritra ny alina io marary io
Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loatra: Midridridridry ny tongotr' itỳ latabatra itỳ raha vao hetsehina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midridridridry
Ny lasa : nidridridridry
Ny hoavy : hidridridridry

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05