| Teny iditra | elezina (ely) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ahahaka, aparitaka amin' ny toerana manodidina: Elezin' ny rivotra ny vovoka Aparitaka, atao manerana ny toerana iray: Elezo amin' itỳ tsihy itỳ ny vary [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|