| Teny iditra | ely | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Enti-milaza fiparitahana, fihahafana amin' ny toerana manodidina. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | ely | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Imprécation, malédiction. [1.19] | ||
| Teny iditra | Ely | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
| Ely [2.996] | ||
| Eli [2.996] | ||
| Éli [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Zanak' i Abiatara mpisoronabe avy tamin'ny taranak' i Ely.
[1.38] | |
| Tovy hevitra | Helì | |
| Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Ely | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
|