| Teny iditra | enjehina (enjika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Arahina: Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy Tratrarina an-kazakazaka avy aoriana: Nenjehin' ny polisy ilay mpangalatra ka azony ihany nony afaka folo minitra Asiana an-kolaka na mivantana: Tsy fantatro izay ratsy nataoko fa enjehin' ny namako aho Ampijalijalina, trandrahina hatraiza hatraiza: Nenjehina aoka izany ny mpikambana anisan' ny VVS [1.1] | |||||||||
| To be pursued, to be persecuted [1.7] | |||||||||
| Qu'on poursuit, qu'on persécute [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|