| Teny iditra | enjika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika [1.1] | ||
| Fuite, poursuite, persécution [1.3] | ||
| Ohatra | Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany!
[2.944] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2017/06/12 |
|