| Teny iditra | fahabibiana (biby) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ohatra | Vaky, tamin' izay, ny rindrim-pahanginana nialofan' ny vehivavy voan' ny fahabibian-dRabiby noho ny fanambarana nataon' ilay vehivavy avy any Ambohijato.
[2.270] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|