|
|
|
|

Teny iditra fahadimy (dimy)
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahefatra [1.1]
 The fifth [1.2]
 Cinquième [1.3]
Voambolana 
Ohatra Ruth no fahaefatra ary i Maman ity fahadimy. [2.356]
Mpanahaka  ampahadimy ~ ampahadiminy

Teny iditra fahadimy (dimy)
Sokajin-teny anarana
 Five fathoms [1.2]
 Cinq brasses [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03