| Teny iditra | fahagolan-tany | |
| Sokajin-teny | mpamaritra na tambinteny | |
| Singan-teny | faha, gola, t, any | |
| Taloha efa lasa ela be [1.1] | ||
| Ancient, very ancient [gola, used only in this word.] Anciently, in former times. [1.2] | ||
| Anciennement, dans les temps reculés [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Hatry ny fahagolantany dia matetika baboina ny olona resy an-ady.
[2.508] | |
| Tovy hevitra | fahagola | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|