|
|
|
|

Teny iditra fahalemana (alina)
Sokajin-teny anarana
 Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva) [1.1]
Ohatra 
1Fanjakana matanjaka sy mandry fahalemana no navelany nolovan-janany. [2.508]
2Mandria fehizay, mandria fahalemana, fa tsy misy tahotra intsony: fa ahy ny tany sy [2.298]
Tovy hevitra halemana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/11