|
|
|
|

Teny iditra fahalianana (liana)
Sokajin-teny anarana
 Faniriana mafy, fahamaimaizana, fihoalahoalana [1.1]
Ohatra Dia injay nisy fangorahana niaraka tamin' ny fahalianana hahalala bebe kokoa nisisika tao am-pony. [2.529]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06