|
|
|
|

Teny iditra liana
Sokajin-teny mpamaritra
 Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [1.1]
 Strongly desiring something; impatient [1.7]
 Avide, impatient [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16