| Teny iditra | fahamarinana (marina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe: -- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby -- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay [1.1] | ||
| The truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct [1.7] | ||
| Vérité; justice; bonne conduite [1.8] | ||
| Tovy hevitra | hamarinana | |
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|