|
|
|
|

Teny iditra fahamasinana (masina)
Sokajin-teny anarana
 Fahamboniana noho ny toetra na hery masina ananana [1.1]
 Vertu, efficacité, sainteté. [1.3]
Ohatra 
1Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao; [2.996]
2Izao fahoriana toa mila hanimba ny fonao izao, noho ny fandaozako anao, dia toy ny ranonorana vao mainka hampamelatra ny maha-olombelona anao, dia ny toe-panahy feno fitiavana sy fahadiovana ary fahamasinana. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/19