| Teny iditra | fahandevozana (andevo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| A state of slavery; cf. fanandevozana [1.7] | ||
| L'esclavage, la condition d'esclave [1.3] | ||
| état d'esclavage; cf. fanandevozana [1.8] | ||
| Ohatra | ary mba hanafahany izay rehetra nandany ny fiainany rehetra tamin'ny fahandevozana noho ny tahotra ny fahafatesana.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|