| Teny iditra | fahariana (ary) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Le pouvoir de créer: An' Andriamanitra irery ny fahariana (Le pouvoir de créer appartient à Dieu seul) [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ny an-doha dia mbola narary hiany, ary fanina aho ka mila hianjera, dia nandoa dia nandroso ny fahariana fa nitombo ny aretina
[2.59] | |
| Lahatsoratra | Randzavola: fahariana ao amin' ny Baiboly | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|