|
|
|
|

Teny iditra faharivo (rivo)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny rano tsy lalina [1.1]
Tovy hevitra harivo

Teny iditra faharivo (arivo)
Sokajin-teny mpamaritra
 Millième: Faharivo izy (Il est le millième) [1.4]
Ohatra ary amin' izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa, mamindra fo hatramin' ny taranaka faharivo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06